REKO IZAO NY FEONAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Reko izao ny feonao ry Tompo
Zay mifidy ahy mba ho mpanompo
He mangorakoraka ny ati-foko
Fa tena kely mantsy ny finoako
Fiv.
Tsy miafina aminao F’eo anatrehanao
Reo halemeko ka Hifonako vkmdyrw aminao
Aza avela ho tononkira.serasera.org hitan’Andriamanitra
Fa tena tsapako fa mahamenatra
Jesosy ô Jereo ‚ty ranomaso
Mipatraka miangavy anao
2
Ny otako mzopspv indrisy mahonena
Mitambesatra ka mampivena
Iza intsony no hanfaka ahy
Vonjeo Tompo kmisyww f’aza avela angahiahy
3
Ndreto izahay manolo-tena
Vonona handray ny famonjena
Hitanay ny làlana mizotra
Handray ny tànanao mitsotra
Reko izao ny feonao ry Tompo
Zay mifidy ahy mba ho mpanompo
He mangorakoraka ny ati-foko
Fa tena kely mantsy ny finoako
Fiv.
Tsy miafina aminao F’eo anatrehanao
Reo halemeko ka Hifonako vkmdyrw aminao
Aza avela ho tononkira.serasera.org hitan’Andriamanitra
Fa tena tsapako fa mahamenatra
Jesosy ô Jereo ‚ty ranomaso
Mipatraka miangavy anao
2
Ny otako mzopspv indrisy mahonena
Mitambesatra ka mampivena
Iza intsony no hanfaka ahy
Vonjeo Tompo kmisyww f’aza avela angahiahy
3
Ndreto izahay manolo-tena
Vonona handray ny famonjena
Hitanay ny làlana mizotra
Handray ny tànanao mitsotra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2053
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:59
