REKO IZAO NY FEONAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Reko izao ny feonao ry Tompo
Zay mifidy ahy mba ho mpanompo
He mangorakoraka ny ati-foko
Fa tena kely mantsy ny finoako
Fiv. icyqzaig
Tsy miafina aminao F’eo anatrehanao
Reo halemeko ka Hifonako oheyf aminao
Aza avela ho hitan’Andriamanitra
Fa tena tsapako fa mahamenatra
Jesosy ô Jereo ‚ty ranomaso
Mipatraka miangavy anao
2
Ny otako indrisy mahonena
Mitambesatra ka mampivena
Iza intsony no hanfaka ahy
Vonjeo Tompo f’aza avela angahiahy
3
Ndreto izahay manolo-tena
Vonona handray ny vykpu famonjena
Hitanay ny làlana mizotra
Handray ny tononkira.serasera.org tànanao mitsotra
Reko izao ny feonao ry Tompo
Zay mifidy ahy mba ho mpanompo
He mangorakoraka ny ati-foko
Fa tena kely mantsy ny finoako
Fiv. icyqzaig
Tsy miafina aminao F’eo anatrehanao
Reo halemeko ka Hifonako oheyf aminao
Aza avela ho hitan’Andriamanitra
Fa tena tsapako fa mahamenatra
Jesosy ô Jereo ‚ty ranomaso
Mipatraka miangavy anao
2
Ny otako indrisy mahonena
Mitambesatra ka mampivena
Iza intsony no hanfaka ahy
Vonjeo Tompo f’aza avela angahiahy
3
Ndreto izahay manolo-tena
Vonona handray ny vykpu famonjena
Hitanay ny làlana mizotra
Handray ny tononkira.serasera.org tànanao mitsotra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 2056
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59
