NY ANDRO REHETRA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ny andro rehetra omenao tsgbn anay
Ry Andriamanitra Ray Tsitoha
Hankalazana sy ho fanajana ny anaranao avokoa
Koa ny asa rehetra tsy tanterakay
Satria moa izahay tsy nifoha
Indro fa tononkira.serasera.org honeranay tokoa tokoa
2 – Izay ela izay tokoa izahay Ray no nitady anao fatratra
Satria tsapanay fa ny andrompiainanay dia tsy mba maharitra
Koa tantanonao ary koa mba vimbino izay rehetra rehetra aleha
Fiv. Raha mbola miaina dia tolory saina
Raha mandeha irery aza avela ho very
Raha hspc tojo manjo re tafio hery lehibe
N’inona hitranga ianao tsy ho njbxqc banga

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2719
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Daty : 25/10/2004 01:04