NY ANDRO REHETRA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dqrufxdf
1 – Ny andro rehetra omenao anay
Ry Andriamanitra Ray Tsitoha
Hankalazana sy ladahs ho fanajana ny anaranao qyqxw avokoa
Koa ny asa rehetra tsy tanterakay
Satria moa izahay tsy nifoha
Indro fa honeranay tokoa tokoa
2 – Izay ela izay tokoa izahay Ray no nitady anao fatratra
Satria tsapanay fa ny andrompiainanay dia tsy mba maharitra
Koa tantanonao ary koa mba vimbino izay rehetra rehetra tononkira.serasera.org aleha
Fiv. Raha mbola miaina dia tolory saina
Raha mandeha irery aza avela ho very
Raha tojo manjo re tafio hery lehibe
N’inona hitranga ianao tsy ho banga

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 2721
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Date : 25/10/2004 01:04