NOELY MAMINTSIKA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv.
Tonga ny androm-pifaliambe bigjgzqk
Ny noely mamintsika
Zovy amintsika ny tsy ho mirana e
Manoloana ny Tompontsika
1
Isan-taona lava izao
Injao mihoby rjxpzwem ny rehetra
Na dia izao tontolo izao
Tsy mba misy tafatoetra
Tafatsangana avokoa
Mankalaza ny Tsitoha
Dera, Laza, tononkira.serasera.org Haleloia
Ny tsy mpankasitraka aza
Toy vgrbeyxl ny hoe „Mankalaza“
Te hanandratra ny loha
2
Moa tsy efa fantatsika
F’isan’andro mitombo isa
Ka na dia ny jentilisa
Te hahazo paradisa
Tsy noho ny amintsika
Na ny soa vitantsika
Fahasoavana doria
Isan’andro dia ambara
Ny filazantsara
Ny olona hifankatia
Tonga ny androm-pifaliambe bigjgzqk
Ny noely mamintsika
Zovy amintsika ny tsy ho mirana e
Manoloana ny Tompontsika
1
Isan-taona lava izao
Injao mihoby rjxpzwem ny rehetra
Na dia izao tontolo izao
Tsy mba misy tafatoetra
Tafatsangana avokoa
Mankalaza ny Tsitoha
Dera, Laza, tononkira.serasera.org Haleloia
Ny tsy mpankasitraka aza
Toy vgrbeyxl ny hoe „Mankalaza“
Te hanandratra ny loha
2
Moa tsy efa fantatsika
F’isan’andro mitombo isa
Ka na dia ny jentilisa
Te hahazo paradisa
Tsy noho ny amintsika
Na ny soa vitantsika
Fahasoavana doria
Isan’andro dia ambara
Ny filazantsara
Ny olona hifankatia
--------
Rohy:
