NOELY MAMINTSIKA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv.
Tonga ny androm-pifaliambe
Ny noely mamintsika ohiw
Zovy amintsika ny tsy ho mirana e
Manoloana ny Tompontsika
1
Isan-taona lava izao
Injao mihoby ny rehetra
Na dia izao tontolo izao
Tsy mba misy tafatoetra
Tafatsangana avokoa
Mankalaza ny Tsitoha
Dera, Laza, Haleloia
Ny tsy mpankasitraka aza
Toy ny hoe „Mankalaza“
Te hqphupc hanandratra tononkira.serasera.org ny loha
2
Moa tsy efa fantatsika
F’isan’andro mitombo isa
Ka na dia ny jentilisa
Te hahazo paradisa
Tsy noho ny amintsika
Na ny soa vitantsika
Fahasoavana doria
Isan’andro dia ambara xrjyxpi
Ny filazantsara
Ny olona hifankatia
Tonga ny androm-pifaliambe
Ny noely mamintsika ohiw
Zovy amintsika ny tsy ho mirana e
Manoloana ny Tompontsika
1
Isan-taona lava izao
Injao mihoby ny rehetra
Na dia izao tontolo izao
Tsy mba misy tafatoetra
Tafatsangana avokoa
Mankalaza ny Tsitoha
Dera, Laza, Haleloia
Ny tsy mpankasitraka aza
Toy ny hoe „Mankalaza“
Te hqphupc hanandratra tononkira.serasera.org ny loha
2
Moa tsy efa fantatsika
F’isan’andro mitombo isa
Ka na dia ny jentilisa
Te hahazo paradisa
Tsy noho ny amintsika
Na ny soa vitantsika
Fahasoavana doria
Isan’andro dia ambara xrjyxpi
Ny filazantsara
Ny olona hifankatia
--------
Lien:
