Misy loharano (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISY LOHARANO1-Misy loharano miboiboika_aVy amin’ny
ran’Imanoela, Reo mpanota ‘zay miroboka ao
Voadiony ary koa voavela x2
Izy no Zanak’Andriamanitra velona
Jesosy Kristy ,lay Imanoela
Reo mpanota manaton’azy
Voadiony ary koa voasasa
2-Lay jiolahy voaheloka, finaritr’izy fa voavela
Endrey ty zaho, lay tsy mendrika
Voadio tsisy tavela.
Izy no Zanak’Andriamanitra
Jesosy Kristy Mpanavotra
Endrey ty zaho, lay rendrika
Voadio ndray ho olo-mendrika
3-F’Izy nangina tsy niteny
Ny fasana no fandreseny
Ka hohiraiko ombieniombieny
F’izay no herim-pamonjeny
Izy no Zanak’Andriamanitra
Nanolotra ny ainy sy niaritra
--------
Rohy: