Misy loharano (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISY LOHARANO
1-Misy sfsojhx loharano miboiboika_aVy amin’ny
ran’Imanoela, Reo mpanota ‘zay tononkira.serasera.org miroboka ao
Voadiony ary koa voavela x2
Izy no Zanak’Andriamanitra velona
Jesosy Kristy ,lay Imanoela
Reo mpanota manaton’azy
Voadiony inqb ary koa voasasa
2-Lay jiolahy voaheloka, finaritr’izy fa tifyjogh voavela
Endrey ty zaho, lay tsy mendrika
Voadio tsisy tavela.
Izy no Zanak’Andriamanitra
Jesosy Kristy Mpanavotra
Endrey ty zaho, lay rendrika
Voadio ndray ho olo-mendrika
3-F’Izy nangina tsy niteny
Ny fasana no fandreseny
Ka hohiraiko ombieniombieny
F’izay no herim-pamonjeny
Izy no Zanak’Andriamanitra
Nanolotra ny ainy sy niaritra
1-Misy sfsojhx loharano miboiboika_aVy amin’ny
ran’Imanoela, Reo mpanota ‘zay tononkira.serasera.org miroboka ao
Voadiony ary koa voavela x2
Izy no Zanak’Andriamanitra velona
Jesosy Kristy ,lay Imanoela
Reo mpanota manaton’azy
Voadiony inqb ary koa voasasa
2-Lay jiolahy voaheloka, finaritr’izy fa tifyjogh voavela
Endrey ty zaho, lay tsy mendrika
Voadio tsisy tavela.
Izy no Zanak’Andriamanitra
Jesosy Kristy Mpanavotra
Endrey ty zaho, lay rendrika
Voadio ndray ho olo-mendrika
3-F’Izy nangina tsy niteny
Ny fasana no fandreseny
Ka hohiraiko ombieniombieny
F’izay no herim-pamonjeny
Izy no Zanak’Andriamanitra
Nanolotra ny ainy sy niaritra
--------
Link:
