MIDERA ANAO NY FOKO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Midera anao ny foko ry Ray Fa reko mandrakotra ahy sqaomi ‚lay fanahy
Maneho fahagagana tokoa Ny ratsy fanao foiko avokoa
Inoako gtgnsx f’ireny rehetra ireny No jadona izay mampisaraka ahy
Ka tsy hanatrehako ny tavanao Zay manefy ary koa manavao
Fiv.
Tsy hita intsony re zay hatao
Fa safotry ny hafaliana aho rtwyohze izao
Ny tsapako dia hianao hianao
No reko fa mitoetr’anatiko ao
2
Rehefa injay mifaly ny fo Nahazo ny anjara hanao asa soa
Hitady ny ondrinao izay nania Hitantanana azy mba ho ery
Hianao raha mijery anay olom-bery Dia tsapa tokoa fa manafy hery
Ka raha tononkira.serasera.org hitanao fa ory izahay Izay indrindra hianao no te-handray anay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1071
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:59