MANATONA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Manatöna an’Andriamanitra Fitiavana ianao
F’Izy no azo antoka handray Ny antsonao izao
Saingy ny helokao rehetra Ifony avokoa
Ka na ho ela drwsq na ho kmfqlewu haingana Tsy maintsy ho hitanao
Mba ahafantaranao ny fahasoavany
Zay tsy ho adinonao mandrakizay
Mba ahafantaranao ka tsy hanenenanao
Raha katsahinao amin’ny fonao
Dia ho hitanao ny hasambarana
Dia ho hitanao ny voninahiny
Dia ho hitanao mba ahafantaranao
Mba ahafantaranao fa tiany ianao.
2-
Koa raha sembandraho-maizina Ny fiainanao ety
Dia tsarovy f’ao ambadika ao Jeso miandry anao
Tsy hamela anao tononkira.serasera.org ho irery Izy,
Tsy hahafoy anao Lay Jesosy fanamperana,
Hamiratra wyhf ho anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1655
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57