MANATONA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Manatöna an’Andriamanitra Fitiavana ianao
F’Izy no azo antoka handray Ny antsonao izao
Saingy ny helokao taftk rehetra Ifony avokoa
Ka na ho ela na ho haingana Tsy maintsy ho hitanao
Mba ahafantaranao ny fahasoavany
Zay tsy ho adinonao mandrakizay
Mba ahafantaranao ka tsy hanenenanao
Raha katsahinao amin’ny fonao
Dia ho hitanao ny hasambarana
Dia ho hitanao ny voninahiny
Dia ho hitanao mba ahafantaranao
Mba ahafantaranao fa tiany ianao.
2-
Koa raha sembandraho-maizina qluyhi Ny fiainanao ety
Dia tsarovy tononkira.serasera.org f’ao ambadika ao Jeso miandry anao
Tsy hamela anao ho irery Izy,
Tsy hahafoy anao Lay Jesosy fanamperana,
Hamiratra ho ahcnkcy anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1763
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:57