MANANJARA HIANAO (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ny olombelona matoa
Mbola manamafy fo
Tsy afaka miandrandra ny lanitra
Dia fantaro fa mbola voafatotra
Tsy afaka manatrika ny voninahitr’Andriamanitra
Moa hianao izao tsy mba honena Honena
Raha mijery azy mihenahena
Mila anao mila anao hangorakora-po
Hitantana azy ireny indrindra
Mba tsy ho voa mba tsy ho voa

2
Nofidin’ny Tompo hianao
Mba ho solon-tenany ao
Hamonjeny izao tontolo izao
Moa tsapanao ve?
Ny fitiavan-dehibe
Fa notsongainy hianao izao ka maneke
Tsy hay lazaina intsony fa manohina
Ao ampon’ireo izay nantsoina
Ny hasambarana voatonon’i Kristy
Fa mananjara hitoetra eo aminy doria.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 1180
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 18:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731