MANANJARA HIANAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ny olombelona matoa
Mbola manamafy fo
Tsy afaka miandrandra ny lanitra
Dia fantaro fa mbola voafatotra
Tsy afaka manatrika ny voninahitr’Andriamanitra
Moa hianao izao tsy mba honena Honena
Raha mijery azy mihenahena
Mila anao mila anao hangorakora-po
Hitantana azy ireny indrindra
Mba tsy ho voa mba tsy ho voa
2
Nofidin’ny Tompo hianao
Mba ho solon-tenany ao
Hamonjeny izao jpwauy tontolo izao
Moa tsapanao ve?
Ny fitiavan-dehibe
Fa notsongainy hianao svmcusja izao ka maneke
Tsy hay lazaina intsony fa manohina
Ao ampon’ireo izay nantsoina iurwvi
Ny hasambarana voatonon’i Kristy
tononkira.serasera.org Fa mananjara hitoetra eo aminy doria.
Ny olombelona matoa
Mbola manamafy fo
Tsy afaka miandrandra ny lanitra
Dia fantaro fa mbola voafatotra
Tsy afaka manatrika ny voninahitr’Andriamanitra
Moa hianao izao tsy mba honena Honena
Raha mijery azy mihenahena
Mila anao mila anao hangorakora-po
Hitantana azy ireny indrindra
Mba tsy ho voa mba tsy ho voa
2
Nofidin’ny Tompo hianao
Mba ho solon-tenany ao
Hamonjeny izao jpwauy tontolo izao
Moa tsapanao ve?
Ny fitiavan-dehibe
Fa notsongainy hianao svmcusja izao ka maneke
Tsy hay lazaina intsony fa manohina
Ao ampon’ireo izay nantsoina iurwvi
Ny hasambarana voatonon’i Kristy
tononkira.serasera.org Fa mananjara hitoetra eo aminy doria.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1881
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 18:00
