Jesosy mpihaino vavaka (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY MPIHAINO VAVAKA
1 - Tsy aiko Tompo ny hangina
Tsy hidera sy ixzv hankalaza Anao
Noho ireo soa lehibe
Narotsakao teo aminay, Ray
Maro loatra tsy hay lazaina
Ireo fitahiana avy Aminao
Ka dera ,saotra Ray no atolotray Anao
3 - Tsy hay tohaina ny ato ampo
Tsy hizara ny fitiavanao
Tsy maintsy hambara ihany koa
Fa mpihaino vavaka Ianao, Ray
Ka ity mahantra ity no noantso
Dia novalinao
Ka tsy navelanao hatramin'ieao
Refrain:
Ireo fisedrana tvgriglc izay nandalo teo @ fiainanay
Dia tsapa fa hay fanamboaranao anay
Ireo fitsapana ihany koa
Sy ireo memy mahamay
Zary zezika hampitombo finoana anay
Zay rehetra nataonao
Dia tononkira.serasera.org miara miasa avokoa
Fa Tompo tsara, mpanao kkurrl ny tsara
Ianao Jeso.
Auteur / Compositeur Elia FEFI TANINANANDRANO
1 - Tsy aiko Tompo ny hangina
Tsy hidera sy ixzv hankalaza Anao
Noho ireo soa lehibe
Narotsakao teo aminay, Ray
Maro loatra tsy hay lazaina
Ireo fitahiana avy Aminao
Ka dera ,saotra Ray no atolotray Anao
3 - Tsy hay tohaina ny ato ampo
Tsy hizara ny fitiavanao
Tsy maintsy hambara ihany koa
Fa mpihaino vavaka Ianao, Ray
Ka ity mahantra ity no noantso
Dia novalinao
Ka tsy navelanao hatramin'ieao
Refrain:
Ireo fisedrana tvgriglc izay nandalo teo @ fiainanay
Dia tsapa fa hay fanamboaranao anay
Ireo fitsapana ihany koa
Sy ireo memy mahamay
Zary zezika hampitombo finoana anay
Zay rehetra nataonao
Dia tononkira.serasera.org miara miasa avokoa
Fa Tompo tsara, mpanao kkurrl ny tsara
Ianao Jeso.
Auteur / Compositeur Elia FEFI TANINANANDRANO
--------
Lien:
