Jesosy mpihaino vavaka (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY MPIHAINO VAVAKA
1 - Tsy aiko Tompo ny hangina
Tsy hidera sy hankalaza Anao
Noho ireo soa jhbdiyiq lehibe
Narotsakao teo aminay, Ray
Maro loatra tsy hay lazaina
Ireo fitahiana avy Aminao
Ka dera ,saotra Ray no atolotray Anao
3 - Tsy hay tohaina ny ato ampo
Tsy hizara ny fitiavanao
Tsy maintsy hambara ihany koa
Fa mpihaino vavaka tononkira.serasera.org Ianao, Ray
Ka ity mahantra ity no noantso
Dia novalinao
Ka tsy navelanao hatramin'ieao
Refrain:
Ireo fisedrana izay nandalo teo @ fiainanay
Dia tsapa fa hay fanamboaranao anay
Ireo fitsapana ihany koa
Sy ireo memy mahamay
Zary zezika hampitombo finoana anay
Zay rehetra nataonao
Dia miara miasa xrzv avokoa
Fa Tompo tsara, mpanao ny tsara
Ianao Jeso.
Auteur / Compositeur Elia abqfhr FEFI TANINANANDRANO
1 - Tsy aiko Tompo ny hangina
Tsy hidera sy hankalaza Anao
Noho ireo soa jhbdiyiq lehibe
Narotsakao teo aminay, Ray
Maro loatra tsy hay lazaina
Ireo fitahiana avy Aminao
Ka dera ,saotra Ray no atolotray Anao
3 - Tsy hay tohaina ny ato ampo
Tsy hizara ny fitiavanao
Tsy maintsy hambara ihany koa
Fa mpihaino vavaka tononkira.serasera.org Ianao, Ray
Ka ity mahantra ity no noantso
Dia novalinao
Ka tsy navelanao hatramin'ieao
Refrain:
Ireo fisedrana izay nandalo teo @ fiainanay
Dia tsapa fa hay fanamboaranao anay
Ireo fitsapana ihany koa
Sy ireo memy mahamay
Zary zezika hampitombo finoana anay
Zay rehetra nataonao
Dia miara miasa xrzv avokoa
Fa Tompo tsara, mpanao ny tsara
Ianao Jeso.
Auteur / Compositeur Elia abqfhr FEFI TANINANANDRANO
--------
Lien:
