IZY NO MESIA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Lay mpanjaka ny mpanjaka
no nanetry tena ho ety
Ka nafoiny tsy tsaroany
Ny fiandrianany

2
Indro izy moa tsy ankizy
Toa tsy nisy vidiny
Nefa izy no ilay mesia
Lay nasandratra ho doria

3
Lay Tompon’ny Tompo
No miondrika ankehitrio
Mba hanasa sy hamafa,
Ny fontsika mba ho madio

4
Te-hitoetra, ts’isy fetra
Honina amintsika
Ka Hanjaka ao ny mazava,
Ho andro mibaliaka.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 1036
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 18:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726