HO IRAY IHANY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa fitiavany Iray no natolony
Ho an’izao tontolo izao prad Tsisy navahany
Izy iraky ny Ray Mba ho famonjena
Hanavotr’ireo ondry Sy hitady ny very
Ny tanana mdlu hifandray Mba hitory indray
Fa fo iray no yredb nomen’i Krsity tononkira.serasera.org
Isika izao andeha hifankatia
Ho taratry ilay fianan-danitra Ary
Dia hitoetr’amin'ny fitiavany
Dia ho iray ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 2922
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 14:22