HO IRAY IHANY (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa fitiavany Iray no natolony
Ho an’izao tontolo izao Tsisy gtpiujos navahany
Izy iraky ny Ray Mba ho famonjena
Hanavotr’ireo ondry Sy hitady ny very

Ny tanana yxrwtro hifandray Mba tononkira.serasera.org hitory indray
Fa fo iray no nomen’i Krsity
Isika izao andeha hifankatia
Ho taratry ilay fianan-danitra Ary
Dia hitoetr’amin'ny fitiavany
Dia ho iray dgnhrnos ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 2924
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 14:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2062