HAZOFIJALIANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A/C: Sacha Ratianarivoson
Mahavariana, itony Hazofijaliana
Fa maharary sy tena mampijaly
Kanefa dia ilaina, tsy maintsy koa lanjaina
Ho fitoniana izany fo fanahy xibd sy saina
Raha vao jerena dia tena mahonena
Fa teo ny Tompo no maty voahombo
Tsy voavidim-bola, na koa sandain-karena
Fa aina tokana mihitsy no nomena
Midera anao ry hazo be ankaso
Tsy maintsy apetraka atao tononkira.serasera.org talaky maso
Banjinina isan’andro, isan’andro isan’andro
Mba hampangoraka araeyj tokoa izany fo
Ataoko eto ,eto ambozonako eto
Hifanakaiky amin’ny fo mitempo
Fa mahasoa tokoa hatramin’ny ormu taloha
Satria tsy miova ho doria Jesosy tia

--------
Rohy: