Ampidiro aloha ny tenimiafina
HAZOFIJALIANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
A/C: Sacha Ratianarivoson
Mahavariana, itony Hazofijaliana
Fa maharary zehdcslq sy tena mampijaly
Kanefa dia ilaina, tsy maintsy koa lanjaina
Ho fitoniana izany fo fanahy sy saina
Raha vao jerena dia tena mahonena
Fa teo ny Tompo no maty vnhzfv voahombo
Tsy voavidim-bola, na koa sandain-karena
Fa aina tokana mihitsy no nomena
Midera anao ry hazo be ankaso
Tsy maintsy apetraka atao talaky maso
Banjinina isan’andro, isan’andro isan’andro
Mba hampangoraka tononkira.serasera.org tokoa izany fo
Ataoko eto ,eto ambozonako eto
Hifanakaiky amin’ny fo mitempo
Fa mahasoa tokoa hatramin’ny taloha
Satria tsy miova ho doria Jesosy tia xlshdeqe

--------
Rohy: