FITSAPANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Tsy maintsy mandalo fitsapana avokoa
Zay yaigjvi rehetra te hanara-dia an’i Jeso
Ka ampisedrainy irony zava-tsarotra
Zay vao isainy ho olona voavotra
2 – jrwcq Tsy maintsy atao ao anaty memy
Fa tsy azo mora anie ny tononkira.serasera.org famonjeny
Halalany marina na tena miorina
Reto olo-marobe Zay mitangorona
3 – Tsy maintsy mitondra ny hazo fijaliana
Fa nateraka hiatri-pahoriana
Ny olona nantsoiny sy efa nofinidiny
Mba handà ny tenany sy ny safidiny
4 – lvzhpq Tsy maintsy mandova lanitra ny farany
Hasambarana no voatendry ho anjarany
Koa mahareta re ry mpihazakazaka
Fa ny tompo anie ka toky tsy mamitaka
Fiv. Ka dia matokia (matokia), dia matokia (matokia fa)
Fa Jesosy anie rehefa tia de tena tia ahy
Ireo tsora-kazo zay nataony aminao
Hananganany anao ho olom-baovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 4266
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Daty : 25/10/2004 01:50