FITSAPANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Tsy maintsy mandalo fitsapana avokoa
Zay rehetra te hanara-dia an’i Jeso
Ka ampisedrainy irony zava-tsarotra
Zay vao isainy ho olona voavotra
2 – Tsy maintsy atao ao anaty memy
Fa tsy azo mora anie ny olszhqjk famonjeny
Halalany marina na tena miorina
Reto olo-marobe Zay mitangorona
3 – Tsy maintsy mitondra ny hazo fijaliana
Fa nateraka hiatri-pahoriana
Ny olona nantsoiny sy efa nofinidiny
Mba handà ny tenany sy ny safidiny
4 – Tsy tononkira.serasera.org maintsy mandova lanitra ny farany
Hasambarana no voatendry ho anjarany
Koa mahareta re ry mpihazakazaka
Fa ny tompo anie ka toky tsy mamitaka
Fiv. Ka dia matokia (matokia), dia matokia (matokia fa)
Fa Jesosy giyvsdf anie rehefa tia de tena tia ahy
Ireo hzukkor tsora-kazo zay nataony aminao
Hananganany anao ho olom-baovao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 4471
Likes : 0 Like
Created by : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Date : 25/10/2004 01:50