FAHEFANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa :
Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa ;
ary hanao asa lehibe noho izany aza izy,
satria Izaho mankany amin’ny Ray.
Ary na inona na inona no hangatahinareo amin’ny anarako,
dia hataoko izany,
mba hankalazana ny Ray eo amin’ny Zanaka.
2 –
Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino:
Hamoaka demonia amin’ny anarako izy;
hiteny amin’ny fiteny izay tsy mbola hainy ccjh izy;
handray menarana izy;
ary npmjk na dia misotro zava-mahafaty aza izy,
dia tsy hampaninona azy izany;
hametra-tànana amin’ny marary izy,
dia ho sitrana ireny.
3 –Sitrano ny marary,
atsangano ny maty,
diovy ny boka,
avoahy ny demonia;
efa nahazo maimaimpoana hianareo,
koa manomeza maimaimpoana.
4 –Ary hoy indray Jesosy taminy :
Fiadanana ho anareo ;
tahaka ny nanirahan’ny Ray Ahy
no anirahako anareo kosa.
Ary rehefa nilaza izany Izy,
dia nanisy fofonaina,
ka hoy Izy taminy :
Raiso ny Fanahy Masina;
na helok’iza na helok’iza no avelanareo,
dia voavela izany; dexg
ary na an’iza na an’iza kosa no tsy avelanareo,
dia tsy voavela izany.
FEFI tononkira.serasera.org 2020

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1130
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 13/05/2020 19:55