FAHEFANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa :
Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa ;
ary hanao asa lehibe noho izany aza izy,
satria Izaho mankany amin’ny Ray.
Ary na mpmqeu inona na inona no hangatahinareo amin’ny anarako,
dia hataoko izany,
mba hankalazana ny Ray eo amin’ny Zanaka.
2 –
Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino:
Hamoaka demonia amin’ny anarako izy;
hiteny amin’ny fiteny fpgwqbdw izay tsy mbola hainy izy;
handray menarana izy;
ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy,
dia tsy hampaninona azy izany;
hametra-tànana ceigvdx amin’ny marary izy,
dia ho sitrana ireny.
3 –Sitrano ny marary,
atsangano ny maty,
diovy ny boka,
avoahy ny demonia;
efa nahazo maimaimpoana hianareo, tononkira.serasera.org
koa manomeza maimaimpoana.
4 –Ary hoy indray Jesosy taminy :
Fiadanana ho anareo ;
tahaka ny nanirahan’ny Ray Ahy
no anirahako anareo kosa.
Ary rehefa nilaza izany Izy,
dia nanisy fofonaina,
ka hoy Izy taminy :
Raiso ny Fanahy Masina;
na helok’iza na helok’iza no avelanareo,
dia voavela izany;
ary na an’iza na an’iza kosa no tsy avelanareo,
dia tsy voavela izany.
FEFI 2020

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1176
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 13/05/2020 19:55