You are here: home > Tononkira > FEFI

ASANDRATO (FEFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/fefi/asandrato

O asandrato ny lohanareo ry vavahady ô ry vavahady ô
Mba hidiran’ny mpanjaka
Fa iza izao mpanjaka Izao mpanjaka fa iza izao mpanjaka
Mpanjakan’ny mpanjaka
Jehovah Tsitoha mpiady mahery
Ary Tompon’ny maro
O asandrato ny lohanareo
Ry vavahady ry varavarana fahagola
Hidiran’ny Mpanjaka Mba hidiran’ny mpanjaka

Fa iza izao mpanjaka Mpanjakan’ny Mpanjaka
Be voninahitra izao Ny tompo TsitoTsiky dia ampyha ny Tompo Tsitoha
Mpanjaka manan-daza , Mpanjaka manan-daza Mpanjaka manandaza
Tsitoha re mpanjaka manandaza Manandaza
Tsitoha re mpanjaka manandaza Tsitoha re mpanjaka manandaza
Izy no mpanjaka, mpanjaka manandaza
Tsitoha re, Tsitoha re, Tsitoha re
Tsitoha re mpanjaka manan-daza Izy no mpanjaka,
Mpanjaka manandaza
Tsitoha re, Tsitoha re, Tsitoha re
Tsitoha re mpanjaka manan-daza
Izy no mpanjaka Izy no mpanjaka Mpanjaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEFI
Mpamaky : 815
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rado6185
Tamin'ny : 02/01/2015 13:06:13
ID : 6940

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo