You are here: home > Tononkira > FEFI

ANDRO MAMY (FEFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/fefi/andro-mamy

1 Tonga indray ‚lay andro mamy Andro tokana aman-tany
Nolazain’ny mpaminany Hatrany aloha tany
Voalaza fa ho avy Hampiray ny mpianakavy
Hampikambana ny mino Isika izao tsy hadino
Tonga ny mpanavotra anao Ka derao sy hirao
Hampifaly ny fiainanao Ka hirao hankalazao
Tonga hizara fitia Mifalia mihobia
Tonga ny mpampihavana Tsiky dia ampyKa mba raisonao anio

2
Na ny mino an’alin-kisa Na ireo izay jentilisa
Manantena Paradisa
Ny vahoaka eran-tany Manan-jara amin’izany
Raha mikatsaka hatrany Lay lalana mankany
Manantena izany avokoa Na ny ratsy na ny soa
Olo-maro indreo miriaria Toa sambatra ery
Mino mantsy izy ireo Foana hatreo ny toreo
Tonga ny mpampihavana Ka mba raisonao anio.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEFI
Mpamaky : 815
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mbahoirayihanyizyrehetra
Tamin'ny : 02/01/2015 16:57:53
ID : 6986

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo