Madagasikara (Fefi Angodona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 . Madagasikara nosy maminay
Tsy voazarazaran'ny fombafombanay
Nomen-janahary ho vxvaxtd tanindrazanay
Efa hatry uhys ny ela no sambatra izahay
            'Zahay malagasy miaiky avokoa fa
             Tena tany tsara sy feno zava-tsoa
             Na ny volamena na ny vatosoa
              'Zay mety harena dia hita ao avokoa


2 . Madagasikara tsy mba foinay
Raha azo ambara dia zara-taninay
Lova tamin-dRay izay ao an-danitra
Ka isaoaranay tokoa an'Andriamanitra
           Maro ny tononkira.serasera.org vahiny izay sendra tonga ao
           Avy dia tamana fa "Soa tovozina" ao
           Izahay kosa anefa saropiaro
           Ny ratsy aoka mba dfrmt tsy hifangaroharo


3 . Madagasikara tsy atakalonay
Fa mby ao anaty ny fiadianay
Ka ny adiady noho ny tendrom-po
Tsy mba nahasakana anay tsy handroso
               Ndeha ho porofoina ho re maneran-tany
              Fa ny malagasy dia hiverina any
               Izay rehetra aty am-pitandrano
               Tsy maintsy mitodika ho ao an-trano




Pst Sacha

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fefi Angodona
Hits : 12
Likes : 0 Like
Created by : Kantoniaina
Date : 24/10/2026 19:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0275