Raha mba fantatrao (Faniry Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ‘zay manontany moa aho mitia
Te hahalala iza no namako
Misikotra hatrany 'ray ao am po
Toa manontany izay manjo
(Raha mba fantatrao mantsy ny ao anatiko ao
kbyhqm Ireo eritreritro dia feno anao
tononkira.serasera.org Tsisy zavatra tontosa
Ireo asa miavosa
Fa variana foana lava izao
Vetsovetso ao am-po
foyt Saina tsy voavily koa
Nofy momba antsika roa
Fitia tsy vfgdj fantatrao
Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao) x2
Fitia tsy fantatrao
Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
Te hahalala iza no namako
Misikotra hatrany 'ray ao am po
Toa manontany izay manjo
(Raha mba fantatrao mantsy ny ao anatiko ao
kbyhqm Ireo eritreritro dia feno anao
tononkira.serasera.org Tsisy zavatra tontosa
Ireo asa miavosa
Fa variana foana lava izao
Vetsovetso ao am-po
foyt Saina tsy voavily koa
Nofy momba antsika roa
Fitia tsy vfgdj fantatrao
Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao) x2
Fitia tsy fantatrao
Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Faniry RaelisonVangy : 3209
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotoson.laingo
Daty : 13/06/2016 15:26
