You are here: home > Tononkira > Faniry Raelison

Neny (Faniry Raelison)

https://tononkira.serasera.org/hira/faniry-raelison/neny

I Neny masoandro lalaina
Nandrotsy ireo sombiniaina
Nadritry ny volana folo
I Neny no nanolokolo

Tsy nitaraina anohanana
Niaritra ireo havizanana
Nisotro ny rano tsy tiana
Niaritra ireo ftononkira.serasera.orgahoriana
Nitrotro nibaby nitaiza
Nitondra hatraiza hatraiza

Ra mitomany dia i Neny
No mandrotsirotsy ahy hatrany
Ho setrin'ny valimbabeny
Hajaiko ireo teny nomeny
Ireo hafatra apetrany kosa
Toaviko ataoko tontosa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Faniry Raelison
Mpamaky : 95
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Mamitiana00675
Tamin'ny : 23/11/2020 18:22:56
ID : 13186

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo