You are here: home > Tononkira > Faniry Raelison

Anilanao (Faniry Raelison)

N'aiza misy ahy ho tsaraoko foana ianao
Ny elanelan-tany tsy hanova ny fitiavako
Amin'ny alina mangina
Ianao no ao an-tratrako ao
Harenako ianao tsy atakaloko
Satria lamba hirakofako

Ireo diTsiky dia ampyna izay izay natao
No hajaiko No ho Ianao
Satria ianao no ilay nofinidy
Na amin'ny mamy na mangidy

Ireo rendrarendra eto an-tany
Dia nafoiko noho noho Ianao
Raha sendra aho ka tomany
Ianao anilako ao

Ireo dina......

Mpihira : Faniry Raelison
Mpamaky : 85
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mhj Rmt
Tamin'ny : 18/08/2022 20:29:25
ID : 14488

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo