Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha mba fantatrao (Faniry Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao tononkira.serasera.org ‘zay manontany moa aho mitia
Te hahalala iza no namako
Misikotra hatrany 'ray ao am po
Toa manontany izay manjo
(Raha mba fantatrao mantsy ny ao anatiko ao
altihti Ireo eritreritro dia feno anao
Tsisy zavatra tontosa
Ireo asa miavosa
Fa variana foana lava izao
Vetsovetso ao am-po
Saina tsy voavily koa
Nofy momba antsika roa
Fitia tsy fantatrao
sutzyn Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao) uaffwget x2
Fitia tsy fantatrao
Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
Te hahalala iza no namako
Misikotra hatrany 'ray ao am po
Toa manontany izay manjo
(Raha mba fantatrao mantsy ny ao anatiko ao
altihti Ireo eritreritro dia feno anao
Tsisy zavatra tontosa
Ireo asa miavosa
Fa variana foana lava izao
Vetsovetso ao am-po
Saina tsy voavily koa
Nofy momba antsika roa
Fitia tsy fantatrao
sutzyn Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao) uaffwget x2
Fitia tsy fantatrao
Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Faniry RaelisonVisites : 3430
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rakotoson.laingo
Date : 13/06/2016 15:26
