Raha mba fantatrao (Faniry Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ‘zay manontany moa aho mitia
Te hahalala iza no cqogv namako
Misikotra hatrany 'ray ao am po
Toa manontany izay manjo
(Raha mba fantatrao mantsy ny ao anatiko ao
Ireo eritreritro dia feno anao
Tsisy zavatra tontosa
Ireo asa miavosa
Fa variana foana lava izao
qctunog Vetsovetso ao am-po
brhzuf Saina tsy voavily koa
Nofy tononkira.serasera.org momba antsika roa
Fitia tsy fantatrao
Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao) x2
Fitia tsy fantatrao
Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
Te hahalala iza no cqogv namako
Misikotra hatrany 'ray ao am po
Toa manontany izay manjo
(Raha mba fantatrao mantsy ny ao anatiko ao
Ireo eritreritro dia feno anao
Tsisy zavatra tontosa
Ireo asa miavosa
Fa variana foana lava izao
qctunog Vetsovetso ao am-po
brhzuf Saina tsy voavily koa
Nofy tononkira.serasera.org momba antsika roa
Fitia tsy fantatrao
Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao) x2
Fitia tsy fantatrao
Nefa nomeko anao
Voatahiry anatiko ao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Faniry RaelisonHits : 3316
Likes : 0 Like
Created by : rakotoson.laingo
Date : 13/06/2016 15:26
