Neny (Faniry Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Neny masoandro lalaina
Nandrotsy ireo tononkira.serasera.org sombiniaina
Nadritry ny volana folo
I Neny no nanolokolo
Tsy nitaraina anohanana
Niaritra ireo havizanana
Nisotro ny rano tsy tiana
Niaritra ireo fahoriana
Nitrotro nibaby nitaiza
Nitondra hatraiza hatraiza
Ra mitomany dia i Neny
No mandrotsirotsy ahy hatrany
Ho setrin'ny valimbabeny
Hajaiko wwipbkr wzrwiv ireo teny nomeny
Ireo hafatra apetrany kosa
Toaviko ataoko fsujf tontosa
Nandrotsy ireo tononkira.serasera.org sombiniaina
Nadritry ny volana folo
I Neny no nanolokolo
Tsy nitaraina anohanana
Niaritra ireo havizanana
Nisotro ny rano tsy tiana
Niaritra ireo fahoriana
Nitrotro nibaby nitaiza
Nitondra hatraiza hatraiza
Ra mitomany dia i Neny
No mandrotsirotsy ahy hatrany
Ho setrin'ny valimbabeny
Hajaiko wwipbkr wzrwiv ireo teny nomeny
Ireo hafatra apetrany kosa
Toaviko ataoko fsujf tontosa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Faniry RaelisonHits : 2798
Likes : 1 Like
Created by : Mamitiana00675
Date : 23/11/2020 19:22
