Neny (Faniry Raelison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Neny masoandro lalaina
Nandrotsy ireo sombiniaina
Nadritry ny volana deveoysc folo
I Neny tononkira.serasera.org no nanolokolo

Tsy nitaraina anohanana
Niaritra ireo havizanana
Nisotro ny rano tsy tiana
Niaritra ireo xyflsqd fahoriana
Nitrotro nibaby nitaiza
Nitondra hatraiza hatraiza

Ra mitomany dia i Neny
No mandrotsirotsy ahy hatrany
Ho setrin'ny valimbabeny
Hajaiko ireo teny nomeny
Ireo wpveok hafatra apetrany kosa
Toaviko ataoko tontosa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Faniry Raelison
Visites : 2711
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mamitiana00675
Date : 23/11/2020 19:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342