You are here: home > Tononkira > Fanilon'ny famonjena

Antson'ny Tompo (Fanilon'ny famonjena)

1-Henoy ny Tompo miantso anao hoe
   Avia manantona ahy ianareo izay
   Manana olana sy miasa fatratra
   Mankanesa Amiko
   Fa izaho hanome fitsaharana ho anareo

Réf: Miantso anao ny Tompo avia manantona
         Miorena minoa azy fa izytononkira.serasera.org hanafaka anao
         Amin' izay olanao sy mamatotra anao
         Henoy Jesô

2-Ianao izay sondriana sy variana
   Amin' izay rendrarendran'ny tontolo
   Tsarovy Fa ny Tompo miantso
   Sy mitady anao hanaraka azy
   Ho aminy tsara indrindra ho anao

T/F: R.L.J

Hevitra mandeha

hery (17/07/2022 04:39:10)

Tena antsony Tompo mihitsy ve no lohatenin'ity hira ity? Iza no miantso? Raha ny Tompo no miantso dia Antson'ny Tompo no teny malagasy. Fa raha olona hafa no miantso dia azo soratana hoe Antsony, Tompo (misy faingo)
Raha hoe manentana ny olona hiantso ny Tompo indray dia hoe Antsoy ny Tompo.
ireto izany ny possibilités
- Antson'ny Tompo: miantso ny Tompo
- Ny antsony, Tompo : antson'olona an'ny Tompo
- Ansoy ny Tompo: manentana.

Tohiny Hametraka hevitra

Mpihira : Fanilon'ny famonjena
Mpamaky : 456
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tojonarmand
Tamin'ny : 10/07/2022 21:23:00
ID : 14351

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo