Fa mendrika (Fanilon'ny famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dyjh Fa mendrika hisaorana ianao Ray
Nomenao anay ny teninao
Zay teny mamy sy velona
Teny fiainana maharitra
Mandrakizay doria doria
He sambatra izay mandray azy
Ho fiainana
Ry fanahy ô! midina
Hazavao re ny saina
Mba andrasanay ny teninao
Jesosy Tompo ô! pwhx
Meteza ianao
Hampianatra ny teninao
Omeo anay Ilay fitia
Môdelinao ho arahinay
Ianao jesosy ô! no hisaoranay
Nanetritena ianao
Nafoinao ho anay ny ainao
Nalatsa-drà ianao prvnikl ho tononkira.serasera.org avotra
Noho ireo ota vitanay
He sambatra izahay
Manana anao jesosy ô !
Nomenao anay ny teninao
Zay teny mamy sy velona
Teny fiainana maharitra
Mandrakizay doria doria
He sambatra izay mandray azy
Ho fiainana
Ry fanahy ô! midina
Hazavao re ny saina
Mba andrasanay ny teninao
Jesosy Tompo ô! pwhx
Meteza ianao
Hampianatra ny teninao
Omeo anay Ilay fitia
Môdelinao ho arahinay
Ianao jesosy ô! no hisaoranay
Nanetritena ianao
Nafoinao ho anay ny ainao
Nalatsa-drà ianao prvnikl ho tononkira.serasera.org avotra
Noho ireo ota vitanay
He sambatra izahay
Manana anao jesosy ô !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanilon'ny famonjenaVangy : 1092
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tojonarmand
Daty : 17/07/2022 06:33
