Torio hanako ho re eran-tany (Fanilon'ny famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanora ô! Mitsangana
Mijoroa sahia hanambara
Ny filazantsara velona
Amin'ny alalany hira fiderana
Fiderana Ilay nahary
Ka asandrato avo ny feo
Mba hanakoako ho re erany tany(×2)

Ry jesosy Tompo ô! indreto zahay tanoranao
Vonona hitory sy hanambara ny filazantsaranao(3 & 4é voix)

Koa tafio ny herinao zahay hoentinay midera anao
Amin'ny hirahira sy mozika mba ho voninahitrao(1 & 2é voix)

Sy hery hoan'ireo olonao
Ka hasandratray ho re erany tany

Ny Ray izay nahary (Bass)
Zanahary tokana Andriamanitra be fitiavana
Jesosy zanany izay natolony ho anao
Mba ho famonjena anao
Ka andeha mba torio ho re eran-tany (×2)

Ka asandrato fiderana hanako
Mba hanakoako( Bass)
Fa filazantsara no hotorina
(Ndeha torio sy ambarao)
Torio hanako ho re eran-tany
(Ilay Jéhovah Tompontsika)
Torio hanako ho re eran-tany
(Fa Ray be fitiavana izy)
Torio hanako ho re eran-tany
(Ny zanany nomeny antsika)
Torio hanako ho re eran-tany
(Izy nanafaka ahy sy ianao)
Torio hanako ho re eran-tany
(Noho ny ota vitantsika)
Torio hanako ho re eran-tany (×2)

T/F: R.L.J
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanilon'ny famonjena
Vangy : 440
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tojonarmand
Daty : 17/07/2022 06:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732