Antson'ny Tompo (Fanilon'ny famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Henoy ny Tompo miantso anao hoe
   Avia manantona ahy ianareo izay
  tononkira.serasera.org  Manana olana sy miasa fatratra
hgkojy   Mankanesa Amiko
   Fa izaho hanome fitsaharana ho anareo

Réf: Miantso anao ny Tompo avia manantona
         Miorena minoa azy fa ubxriskz izy hanafaka anao
         Amin' izay olanao sy mamatotra anao
         Henoy Jesô

2-Ianao izay sondriana ridmjghi sy variana
   Amin' izay rendrarendran'ny tontolo
   Tsarovy Fa ny Tompo miantso
   Sy mitady anao hanaraka azy
   Ho aminy tsara indrindra ho anao

T/F: R.L.J

--------
Lien:
Commentaires
hery ( 17/07/2022 06:39)
Tena antsony Tompo mihitsy ve no lohatenin'ity hira ity? Iza no miantso? Raha ny Tompo no miantso dia Antson'ny Tompo no teny malagasy. Fa raha olona hafa no miantso dia azo soratana hoe Antsony, Tompo (misy faingo)
Raha hoe manentana ny olona hiantso ny Tompo indray dia hoe Antsoy ny Tompo.
ireto izany ny possibilités
- Antson'ny Tompo: miantso ny Tompo
- Ny antsony, Tompo : antson'olona an'ny Tompo
- Ansoy ny Tompo: manentana.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fanilon'ny famonjena
Visites : 1206
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tojonarmand
Date : 10/07/2022 23:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342