Antsoy ny anarako (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka sendra alahelo
Raha toa ka mamelovelo
Andramo antsoina
Andramo, andramo antsoina ny anarako
Antsoy ny anarako,antsoy ny anarako
Fa ho avy aho handom-baravarana
Hivimbina hasambarana
Raha toa ka tsy ampy fitia
Misalasala ny dia
Andramo antsoina
Andramo,andramo anotsoina ny anarako
Antsoy ny anarako, antsoy ny anarako
Fa ho avy aho hivimbina fitiavana ho anao
Nefa tiako ho fantatrao
F’izaho dia miantso anao
Isan’andro vaky izao vita hira ny anaranao
Saingy anaty hdlby fotsiny ihany
No iantsoko anao lwnxi
Manjary pcupcsuk hatramin’izao tsy tonga ianao ka:
Raha toa ka tsy ampy fitia
Misalasala ny dia
Andramo antsoina
Andramo, andramo antsoina ny anarako
Antsoy ny anarako, antsoy ny anarako
Fa ho avy aho hivimbina fitiavana ho anao
Fa ho avy aho hivimbina fitiavana ho tononkira.serasera.org anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eric TahinaVangy : 6180
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fafah
Daty : 06/12/2003 14:47