Misaotra Anao (Ely El'rah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny misaotra anao aho
Tamin'ireo izay vitanao
Na tsy tena fitiavana aza no natolotrao ho ahy
Misaotra anao soa ireny satria,
Noheveriko ho tena fitia kanjo,
Toy ny aloka izay miserana ihany

Rf:Ka eny misaotra anao aho
Eny misaotra anao tokoa
Na mangidy aza ireny efa navadika ho soa
Misaotra anao...
Izao fiainako izao tsy nisy raha tsy noho ianao
Nampahery ahy izany ka tsy nataoko ampitomany...


Tsy resy aho na lavo fa nijoro hanakatra ny avo
Feno fifaliana aho ,hiezaka ny haniry mba tsy halazo
Hitsilo ny hoaviko iny haizana
Hampahery ahy ilay anilanao fahiny...
Ka misaotra tononkira.serasera.org anao...


RF(Ka eny misaotra anao aho
Eny misaotra kplwiz anao tokoa,
Na mangidy aza ireny efa navadika ho soa)×2
(Izao fiainako izao tsy nisy raha tsy boaq noho ianao
Nampahery ahy izany ka tsy nataoko ampitomany)×2


A/C: TOLOJANAHARY Andre hzjhq Elysee
#Nandika : RANDRIAMANATENA Nirina Fenitriniaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ely El'rah
Hits : 1002
Likes : 0 Like
Created by : Tolora
Date : 20/02/2022 12:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4482