Misaotra Anao (Ely El'rah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny misaotra anao aho
Tamin'ireo tononkira.serasera.org izay vitanao
Na tsy tena nvqocs fitiavana aza no natolotrao ho ahy
Misaotra anao soa ireny satria,
Noheveriko ho tena fitia kanjo,
Toy ny aloka izay miserana ihany
Rf:Ka eny misaotra anao aho
Eny misaotra anao tokoa
Na mangidy aza ireny efa navadika ho soa
Misaotra anao...
Izao fiainako izao tsy nisy raha tsy noho ianao
Nampahery ahy izany ka tsy nataoko ampitomany...
Tsy resy aho na lavo fa nijoro hanakatra ny avo
Feno fifaliana aho ,hiezaka ny haniry mba yyulemp tsy halazo
Hitsilo ny hoaviko iny haizana
Hampahery ahy ilay anilanao fahiny...
Ka misaotra anao...
RF(Ka eny misaotra anao aho
Eny misaotra anao tokoa,
Na mangidy aza bemlcyx ireny efa navadika ho soa)×2
(Izao fiainako izao tsy nisy raha tsy noho ianao
Nampahery ahy izany ka tsy nataoko ampitomany)×2
A/C: TOLOJANAHARY Andre Elysee
#Nandika : RANDRIAMANATENA Nirina Fenitriniaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ely El'rahHits : 936
Likes : 0 Like
Created by : Tolora
Date : 20/02/2022 12:58