Maman (Elodie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
h'ataoko hirahira
ho fahatsiarovana azy ie
raha indray andro any
zay roa mbo hisaraka e

nangirifiry
niharitra nitaiza ahy izy
nahatsapa mangidy
nahatonga zah ho lehibehy

mama,mama,mama eee
mama,mama,nanabe
hira hoan'i mama
hoan'i mama (3x)

teo foana izy
nanoro lalana izay h'aleha
rah sendran'ny tsizy
nahitsiny fa tsy navelany e

impiry impiry
nisy olana fa izy namaha
impiry impiry
izy tsy mba nanary anah

mama,mama,mama eee
mama,mama,nanabe
hira hoan'i mama
hoan'i mama (3x)

ka tsofy rano aho
ho tafita amin'ny fiainana e
rah indray andro any
tsisy anao hitarainana e

ka tsofy rano aho
ahita ny anjarako e
tsofy rano aho
anabe ny taranako ee

mama,mama,mama eee
mama,mama,nanabe
hira hoan'i mama
hoan'i mama (3x)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Elodie
Visites : 7913
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Shcwarzeneric
Date : 05/05/2016 21:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0935