Manolo-tena (Edena Vaovao Ambohimandroso Gara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain: Jesosy ô! atsotrako ny tanako
Mba raiso e, hiantoraka Aminao
Fa manana an'iza moa aho ety
ts'isy afa-tsy Ianao Jesoa Kristy
(Duo)
'nty aho Jesosy ô!
Inty aho manatona Anao
manolo-tena, tononkira.serasera.org mitondra ny foko ho Anao
F'hatramin'ny ela no efa niandry ahy Ianao
k'ankehitriny aho manatona Anao.
(Choeur unisson)
'nty aho Jesosy apbjmc ô!
Inty aho manatona Anao
manolo-tena, pogt mitondra ny foko ho Anao

Tonony sy feony: tqqfdo Rolland (DaRolha)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Edena Vaovao Ambohimandroso GaraHits : 2459
Likes : 1 Like
Created by : Herizo15
Date : 24/11/2016 13:23