You are here: home > Tononkira > DAFAH

FIHETSIKA HAFAHAFA (DAFAH)

Fihetsika hafahafa
No nataonao ahy
Tsy mba olon-kafa e !
Fa ianao ! no nahasahy
Ireny lasa taloha o !
Aoka hivalona hatreo
Fa mankarary andoho
Sy mampitoreo o ! o !

Malahelo ny fo
Tsy hita izay atao
Nefa ataoa ahoana moa
No anadino anao
Tsiky dia ampy
Izao angamba no anjara e !
Tsy hay fafana intsony
Na ko ratsy na ho tsara e !
F’efa raikitra am-pony

Ireny lasa taloha o !
Aoka hivalona hatreo
Fa mankarary andoho
Sy mampitoreo o ! o !


Malahelo ny fo
Tsy hita izay atao
Nefa ataoa ahoana moa
No anadino anao

Mpihira : DAFAH
Mpamaky : 99
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : boranjok
Tamin'ny : 20/11/2021 12:43:29
ID : 13757

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo