You are here: home > Tononkira > DAFAH

AODY RY LAMOZIKA (DAFAH)

Aody ry lamozika
Manao azafady aminareo Dafah
Fa betsaka e ! e !
Manao hasoparana mozika
Be dia be

Alahelo, alahelo
Nandravana anareo
Raha mbola ao (2x)
Talenta nomenjanaharyTsiky dia ampy
Tsy kivy

Ny fiainako anie
Dia lamozika e !
Raha ts’tsisy anazy e !
Dia tsisy fika ee !
Mahere, mahereza
Ry Dafah
A ! a !
Ny talenta
Nomenjanahary
tsy ho foana e !
mahare, mahereza
ry Dafah aba

Mpihira : DAFAH
Mpamaky : 98
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : boranjok
Tamin'ny : 20/11/2021 12:43:28
ID : 13758

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo