Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hajao ny tenanao (CLUB-ACADEMY GROUP)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Razandry ô, tandremonao
Ny fihetsika n’aiza n’aiza ianao
Mba hiezaho ny fandeferana
Fa ny aloka mpiserana
Fa raha misompatra ihany ireo tsy tia
Ka mamely ny takolakao havia
Ialao mora miakavanana
Hitandroana fihavanana
Hajao ny tenanao
Aza miady amin’ny adala ianao
Fa ho sasa-poana izay eacvpz ireo
Ka ho vizana sy ho leo
‘Reo mpanenjika anao,
‘Reo tkgwrn mpankahala anao.
Ianao Razoky na manana aza
Mba fadio re ny be filaza
Zay soa hataonao tsy ho hita
Mba tsy hampitsiry diasadisa
Raha mbola misy tealdxp ihany saina tsy mazava
Avelao izy hivazavaza
Ny mangina tononkira.serasera.org anie dia volamena
Izany koa no fahendrena
Ny fihetsika n’aiza n’aiza ianao
Mba hiezaho ny fandeferana
Fa ny aloka mpiserana
Fa raha misompatra ihany ireo tsy tia
Ka mamely ny takolakao havia
Ialao mora miakavanana
Hitandroana fihavanana
Hajao ny tenanao
Aza miady amin’ny adala ianao
Fa ho sasa-poana izay eacvpz ireo
Ka ho vizana sy ho leo
‘Reo mpanenjika anao,
‘Reo tkgwrn mpankahala anao.
Ianao Razoky na manana aza
Mba fadio re ny be filaza
Zay soa hataonao tsy ho hita
Mba tsy hampitsiry diasadisa
Raha mbola misy tealdxp ihany saina tsy mazava
Avelao izy hivazavaza
Ny mangina tononkira.serasera.org anie dia volamena
Izany koa no fahendrena
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CLUB-ACADEMY GROUPVisites : 1269
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahiana.dafy2015
Date : 02/04/2018 15:37
