Fo faly (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indro hxvofhwi tononkira.serasera.org ny mofo atolotray,
ovao ho vatan’i Jesoa
Hitondra aina vao ho anay,
Mba raiso ibnwos Tompo, ho famonjena anay
Fo faly e e no anolorana izany aminao e!
Mba raiso Tompo ô ho sorona Ankasitrahanao
2-Indro ny divay atolotray, dcbxqgp
ovao ho ran’i Jesoa
Hampihavana anay
Mba raiso Tompo hihavanana Aminao
3-Ny fiainanay atolotray
miaraka amin’ny soron’i Jesoa
Hitondra famonjena ho anay
Mba raiso Tompo ho Sorona ankasitrahanao
ovao ho vatan’i Jesoa
Hitondra aina vao ho anay,
Mba raiso ibnwos Tompo, ho famonjena anay
Fo faly e e no anolorana izany aminao e!
Mba raiso Tompo ô ho sorona Ankasitrahanao
2-Indro ny divay atolotray, dcbxqgp
ovao ho ran’i Jesoa
Hampihavana anay
Mba raiso Tompo hihavanana Aminao
3-Ny fiainanay atolotray
miaraka amin’ny soron’i Jesoa
Hitondra famonjena ho anay
Mba raiso Tompo ho Sorona ankasitrahanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 1246
Likes : 1 Like
Created by : ainapremier
Date : 30/10/2023 09:15
