Raiso aho Tompo Tia (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso ny anaranao ry Ray
Ity vavako feno dmbfardf ota mangaihay
Mahatsiaro resy tena resy, resy lahatra aho
Fa ianao ihany no tompo tsy mandao
Ka mba ktunwrx raiso re fa te hiverina aminao
Inty aho, raiso aho, ô ry tompo tia
Aza avela hiady irery na haniasia
Omeo hery mba tsy ho very
Ity zanakao fa mba ho anao ho anao ho tononkira.serasera.org anao doria
Ianao ry Tompo no antenaiko hanafaka ahy
Eo an-tanan’ny fahavalo mangeja ahy
Mahatsiaro avotra, tena avotra izay mialoka aminao
F’efa namoizanao ny ain ny lahitokanao
Sy ankaherezinao amin ny Fanahy Masinao
Aza dia ny fahotako ryTompo no jerena
Fa ny finoan’ny Eglizinao izay arahiko
Aza lmsnr dia ny fahotako ry tompo no jerena
Fa ny finoan’ny Eglizinao izay ankatoaviko
ou ou ou ou

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 531
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 07:29