Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raiso aho Tompo Tia (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso ny tononkira.serasera.org anaranao ry Ray
Ity vavako feno ota mangaihay
Mahatsiaro resy tena resy, resy lahatra aho
Fa ianao ihany no ayufdft tompo tsy mandao
Ka mba raiso re fa te hiverina aminao
Inty aho, raiso aho, ô ry tompo tia
Aza avela hiady irery na haniasia
Omeo nzpylcjf hery mba tsy ho very
Ity zanakao fa mba ho anao ho qarlr anao ho anao doria
Ianao ry Tompo no antenaiko hanafaka ahy
Eo an-tanan’ny fahavalo mangeja ahy
Mahatsiaro avotra, tena avotra izay mialoka aminao
F’efa namoizanao ny ain ny lahitokanao
Sy ankaherezinao amin ny Fanahy Masinao
Aza dia ny fahotako ryTompo no jerena
Fa ny finoan’ny Eglizinao izay arahiko
Aza dia ny fahotako ry tompo no jerena
Fa ny finoan’ny Eglizinao izay ankatoaviko
ou ou ou ou

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Taratr'i MariaHits : 567
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 28/12/2023 07:29