mpamindra fo (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Kristy Tompo Endriky ny Ray
Maneho ny Fitiavany sy ny Famindram-pony
Mamafy ny fitiavany amin'izay nolalovany
Manome Fahasoavana amy tononkira.serasera.org mpiara-belona Aminy
Onena vbcblomd Izy Andriamanitra Ray
Mahita fijaliana sy fahoriana amin'ny ari-tanany
Koa nirahiny ny zanany ho sorom-panavotana
Sy hitantana amy tena Fiainana
Aoka ianareo ccku tahaka ny Rainareo
Mampiposaka ny masoandrony amin'ny tsara sy ratsy fanahy
Ny zanany tiany nafoiny ho an'izao tontolo izao
Hanamasina sy handavorary
Dia ny mitia tsy manavaka
Hahafoy izay anànana.
Indro irahiko ianareo ho Apostolin'ny Famindram-po
Hangoraka ny hafa amin'ny fijaliany
Hahafoy izay anànana hanohanana ny namana
Amy fahatrana ara-batana irntfc ara-tsaina, ara-panahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 527
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 28/12/2023 09:21